Dikan'ny teny : mi

Hampiditra dikany vaovao
1 o,: Ny feo fahatelo manarakaraka ny re amin'ireo ambaratongam-peo amin'ny gaina na gamatra. Ahitsio
2 Tovona enti-mamorona mt. p, (mijery olona, mianatra lesona)'na mt, s, (mi. hazakazaka, miuezlvezy). ? Betsaka amin'ny mt mitovona mi- no mifamaly amin' ny mt, mitovona man: Mi. petraka, mametraka ? mive. rina, mamerina; farany, ny tovona mi- dia mbola azo amoronana matoanteny: a) milaza fitondrana akanjo eny amin'ny tena: mipataloa, misatroka,.,; b) milaza fananana endrika, maso, loha,,. toy izao na toy iz?tsy: mitarehim-bazaha, mimasom-borondolo, micoloma_ so,,.; d) milaza fizarana zavatra, raha mitovona amin'ny teny milaza isa: mitelo, miMiabily (abily) mt, s, (miabilia): 1) Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo.mihaja io tanao ka dia miabily toy izao? ~ Mifanahin'adala, mifanahimbiby, lany henatra, ~ Mamo. tl-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady, ? M.h.: Miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel