Dikan'ny teny : miabo

Hampiditra dikany vaovao
1 Miibo a,: Mari-pamantarana fampitahana (< ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin'ireo zavatra ampitahaina (miabo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel