Dikan'ny teny : miadala

Hampiditra dikany vaovao
1 Miadaladala (adala) mt.s. (miadaladal?): Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mlpetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana, ~ Tia loatra, matimaty: Niadaiam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel