Dikan'ny teny : miady

Hampiditra dikany vaovao
1 (ady) mt, s. (miadia): Mifamely amin'ny basy aman-defona: Mahay miady ny tari-dRamarovokatra aria ho ny an.dRamarouolana, 1 Mifampitory enY amin'ny fitsarana: Miady loua ireto olona ireto, ~ Mifanditra, tsy mifanaraka: Tsy manao afa-tsy ny miady ireo zaza mifanarakaraka ireo, ? Mikaona tsara: Miady tsara lahy ny rafitr'it9 laiimoara f+v ? M,h,: Rafitra ady, mikatroka, miady, mandrafitra ady, mifanangana, mikitrana, mifanandrina, mifanatrika, mifanao ankolafiny, mifanao ambakiloha, mifamely mipaka, mikatroka, mikitra, mifampikatroka, mifandramatra, mifamango, mifaniinja, mifanafika, mifananika mifanora-bato, mifamely antsamotady, mifanondro basy aman-defona, mifanao mandrosoa fa masaka ny lohomby, mifanjenjina, mifamo. voka mifanakofoka, mifandrotika, mifanakotika, mifandazo mifanorotoro, mifanotoh?to, mifandripaka, mifandringana. Miady amin' na tsinontsinona: miady volom-balala, miady rivotra, manao ady anoano, ?Miady heuitra: miady saina, mifanolana, mifandapa, mifandahatra, mifandany ron-doha, mifamandraka, mifanjinja, mifanditra, mifandohika, mifanjihitra, mifandafatra. ? Miady cava: manasa lela. ? Miady lahy: miady laka, miady laharana, miady ho lohany, miady voninahitra, seza. ? Miady rivotra: mangataka firariam-bidy, mila hihiny, mitady sitrany ahay. ? Miady aina: manary aina, ambavahoana, andohariana, aina miampify, manao fandrimbolana, misaraka aman-teny, lomorim-bavorona, maty tapaka, miala aina, mitsoaka ain-dehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel