Dikan'ny teny : miafa

Hampiditra dikany vaovao
1 Miafana (afa, afana) mt, s,: Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony nia fa ny fanaviako, (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha nY mara. ry kosa, manaritra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel