Dikan'ny teny : miafatrafatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (afatrafatra) mt, s,: Mitomany mikiakiaka iniaraka amin'ny fihetsika miankapokapoka: Nitomany niafatrafatra Isambilo hala' fa tsy nentin'ny reniny tany an-tsena, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel