Dikan'ny teny : miafitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (afitra) mt, Mijanona tsy mandeha intsonY: Niafitra halina ny famanta. ranandroko, ? Miato miala ianona, mianina: Toh'izo ha_ trany ny dianareo fa aza mi. afitra eny an-dalana, 1 Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa_bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel