Dikan'ny teny : miahanahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ahana) mt, s,: Mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahana be ihany izy rehefa miteny, ? M,h,: Miakanakana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel