Dikan'ny teny : miakanakana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ahana, akanaka, na) mt, s.: Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan'ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan'ny olona, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel