Dikan'ny teny : miakatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (akatra) mt, s, (mia. kara): Miala amin'ny toerana ambany ka mandeha mankamin'ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony a. ho, 1 Mitombo: Miakatra ny vidim.bary amin'izao fotoa. na izao. / Niakatra indray halina ny hafanan'ny marary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel