Dikan'ny teny : miamboho

Hampiditra dikany vaovao
1 (ivoho) mt, p, sady mt, s, (miambohod): Manatodika ny lamoslna any amin'ny,..: Miamboho olo_ na. 1 Mandositra: Nodoram_ belona ireo niamboho faha_ valo. 1 Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin'ny taona,,, no niamboho ny mpanlaka Ra,,, * Miamboho lehilahy na miamboho lahy: mandositra an'ady. f Miamboho adidy: mandositra na milefa andraikitra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel