Dikan'ny teny : miampanga

Hampiditra dikany vaovao
1 (ampanga) mt, p, (miampangd): Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy flfenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanan tanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao tenu, 1 Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin'ny fitsarana, amin'ny lehibe: 1zaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangala. tra ny volako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel