Dikan'ny teny : miampofo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fofo) mt.p. (miampofoa): Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin'izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel