Dikan'ny teny : mianaka

Hampiditra dikany vaovao
1 Mpianaka (anaka) p, t.: Teny enti-milaza ny flfandraisan'nY ray na ny reny amin'ny zanaka ara-pihavanana: Lasa nitsangantsangana Rabe sy Ikoto mianaka. / Mpianaka Imboasalama sy Ranavalona ndriam belomasi - na, Ny mianaka koa dia matetika enti-milaza olona roa izay toy ny ray aman-drenY sy zanaka ara-taona fotsiny na dia tsy mpifaninona aza: Mipetraha aloha lanareo mianaka hoy Rakoto tamin'iiay mpamptanatra sy mpianatra niaraka taminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel