Dikan'ny teny : miandra

Hampiditra dikany vaovao
1 (andra) mt, s, sady mt, p,: Mijery ambony, manantena, - Tondro miandra reny: milaza ny olona manantena lava ny hampiana, f Miandra +ahy miandra vavy: enti-milaza sakan-jaza lahy na vavy efa lehibebe ka mahatsiaro faniriana te-hanambady, I Miandra vovonana: mangatabady, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel