Dikan'ny teny : miandrandra

Hampiditra dikany vaovao
1 (andrandra) mt, a, sady mt. p, (miandrandrd): Mijery ambony: Niandrandra telo minitra teo izy nanaramaso an'ilay fiaramanidina nitondra an-dreniny. 1 Mikendry: Mlandrandra ny ho lasa dokotera na mpampiana_ tra ambony ny adalalahy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel