Dikan'ny teny : miandry

Hampiditra dikany vaovao
1 (andry) mt. p, (miandrasa): Mijanona eo amin'ny toerana anankiray ambarapahatongan'nY olona na zavatra iray: Miandry ny zana_ ho eto aho, / Enimpolo tao_ na no niandry ny fahafahana ny Malagasy, 1 Tsy miala eo amin'ny toerana iray na eo ankilan'ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Mf. andry ny entanay any an-tse_ na izy, 1 Mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra, 1 Mitoetra eo ankilan'ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an.drainareo eny amin'ny hopitaly rahariva? - F,-p,: Miandry faty: miaritory raha misy maty, I Mian_ dry lahy: miandry ny fahavalo amin'ny toerana iray rehefa tapitra lasa ny zaza amam. behivavy. / Miandry lalana: miambina ny fandehanana amin'ny lalana, toerana iray, J Miandry raharaha: enti-milaza ireo irakiraka taloha mi. janona eo akaikin'ny rova ka antsoin'ny manamboninalritra rehefa misy hilana azy, I Miandry tandna: miambina ny tanana, / Miandry tany: miambina ny vavatany sao misy fahavalo miditra. I Mi. andry fototr'aretina: miandry zavatra tsy fantatra izay ho vokany, miandry ela be, I Miandry trano: mijanona ao an-trano mandritra ny tsy mahaao ny olona rehetra sao misy manamy, I Miandry an.dRazaka tsy hivalana: miandry olona ela dia ela, / Miandry vasoka: miandry foana tsy misy volcans'. / Miandry nifin'akoho tsy haniry: miandry zavatra tsy ho tonga na oviana na oviana, I Mian_ dry taflka na miandry vohoka: miandry ny andro hiterahan'ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin'nY hifanany na hikarakara ny zaza. / Mlandry kendry tohina na mlandry vava latsaka: miandry ny hitenenan'ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel