Dikan'ny teny : mianefitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (efitra) mt. s,: Mandeha mamaky ny tanY efitra, * Ohab.: Aleo maty olo.malaina toy izay vaky viiany mianefitra: entimilaza ny fa. hatsinontsinon'ny olo-malaina, kamo (ny fahafatesany dia tsy mitondra fahavoazana firy miolotra amin'ny fa. havakisam-bilany any an'efitra, izay mafy tokoa satria tsy ahitana na nions na inona horaisina hahandroan-kanina any), * Fiten,: Raha tsy manantena ho lahy ve hianefitra?: enti-milaza fa raha tsy mana-na fahavononana, tsy tokony handray adidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel