Dikan'ny teny : miangavy

Hampiditra dikany vaovao
1 (angavy) mt, p. (miangavia): Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy. 1 Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakalzanao hamita ilay ra_ haraha fa marary ity fanai>. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel