Dikan'ny teny : miangiangy

Hampiditra dikany vaovao
1 (angiangy) mt. Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasombahoaka: Miangiangy aoka i. zany amin'ny sakalzany io tovolahy lo. ? M.h.: Tsy mahalala menatra, sahy loatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero, tsy vaky atatra, tsy valahara, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel