Dikan'ny teny : miangoango

Hampiditra dikany vaovao
1 (angoango) p.t.: Miavoavo, feno mitafotafo na miavovona be: Iza no ni. tondra ireto vato miangoan. go ireto? 1 Te-hatao ho ma-nana ka miaingitraingitra sy mihaitraitra, tsy manao ny raharaha fanaon'ny mpiasa an-trano: Miangoango aoka izany iny zazauauy iny fa tsy mandray ravin-deno, hono, izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel