Dikan'ny teny : miangona

Hampiditra dikany hafa
(angona) mt,s,: Mivory amin'ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona 1 Mihandro. na, mikambana: Miangona eto amin'ity lempona ity ny rano, 1 Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0059