Dikan'ny teny : mianina
Hampiditra dikany hafa
(anina) mt, s,: Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory Izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray, 1 Mijanona tsy mande-ha fntsony, tsy avy intsony (orana): Tamin'ny telo ma_ raina vao nianina ny orana sy ny rlvotra, ? Mifaly, afapo amy,.,: Tsy tokony hianina amin'ny fahafzana efa azo fa tokony hanitatra ihany, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha