Dikan'ny teny : miankina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ankina) mt, s, (mianktna): Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin'io tongo-davarangana lo ianao fa toa bo. boka izy izany, ~ h,o,: Mian. kina amin'ny fahakingan'ise no hahavonjy antsika, ? Manantena ny hafa, miantehitra amin'ny hafa: Aza miankin-doha loatra amin'ny ha-fa ~ Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza / Miankina amin'ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel