Dikan'ny teny : miantoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (antoana) mt s,: Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin'ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy, ? Mifanaraka. raka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika manda. hatra Izay hatao sy hanaova. na azy ary mikatroka, (Marihina fa amin'ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an'itq tenY itf, dia tsy mba ny isa tantra (di. my, talc,...) no ampiasaina fa ny p, mt, (indimy,_intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana. Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin'ny fivondronana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel