Dikan'ny teny : miantoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (antoka) mt, p, (mi. antoha): Milaza ny tena ho tompon'andralkitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny uolanao nosamborin.dRa. koto, ~ Milaza fa ny tena no tompon'andraikitra momba ny toetran'olona iray na zavatra iray: Izaho no mianto. ka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany. ? Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsa. ra ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel