Dikan'ny teny : miantrano

Hampiditra dikany vaovao
1 (trano) mt, s, (mi_ antranoa): Miditra ao an-trano: Miantranoa re, tompoko, fa aza mandalo tan?-misy havana e! ? Mangata-bady: A-min'ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel