Dikan'ny teny : miantso

Hampiditra dikany vaovao
1 (antso) mt, p, (miantaoa): Mai sy anarana: Moto no niants( .na azy fony kely, 1 Mamort olona mba hana. trika na ho tonga amin'ny,,,, manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tandna fa nisy zaua-dehii be nodinihina, 1 Manonona tsirairay: Raha efa Jauni', dia niantso ny anaran'ny miara_ mila tsirairay ny kapiteny, ? Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve e fa nisy nian. tso ny dokotera? 1 Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny fi. lohan'ny Nosy amin'ny vola_ na mey, ? Mangataka, mita-labo: Miantso ny anaran'ny Tompo, 1 Manendry, mifidy: Niantso an.dRanona ho lehiben'ny raharaham.bahi. ny ny filohan'ny governemanta, 1 Manome na marnetraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny ta. nindrazana ka mahereza fo!, ? M.h,: Manaika, manofa, mikohona, mihatsy, manatsimaso, mikoka, mikohokoho, manesiesy, mikahankahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel