Dikan'ny teny : miantsoroka
Hampiditra dikany hafa
(soroka) mt, p, (miantsoroha): Mandray ho adidy, miandraikitra: I Be. van no niantsoroka ny fam. pianarana ny ankizy teto uoalohany, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha