Dikan'ny teny : miapanapana

Hampiditra dikany vaovao
1 (apanapana) mt, s,: Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezlvezy atsy' sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mlpopbka foana amin-javatra na diso amin'izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana, - F,-p,: Miapanapana ohatra ny akoho voakapoka: tsy mahita izay hatao na haleha mihitsy, ? M,h,: Mipepipepy, mitotototo foana, mikorapadrapaka, mipempena, mixaparapa, mipapapapa, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel