Dikan'ny teny : miaraka

Hampiditra dikany hafa
(araka) mt, s, (miaraha): Tsy misaraka: Miaraka foana Rasolo sy Rabe, ? Miray amin'ny: Aza miaraka amin'ny naman-dratsy, ? (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny, / Miara-komana ry zareo. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0055