Dikan'ny teny : miarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (arina) mt, s. (miare. na): Mijoro na mipetraka tsara tsy mihilana na mirona: Aoka izao fa efa miarina tsa. ra !zao ny andry, / Miala amin'ny fahalavoana, mitombina: Tsy mbolo afa-miarina ihany llay omby lavo an-ha. via aninaraina, 1 Mifoha ka miala avy ao am.pandriana: Efa miarina izy ao nefa mbola tsy mandray olona. 1 tao.: Misondrotra, afaka amin'ny fahavoazana: Tsy anerany loatra ny fahavoazany taondasa ka gaga daholo ny olona nahita azy niarina sahady, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel