Dikan'ny teny : miaro

Hampiditra dikany vaovao
1 (aro) mt, p. (miarona): Manao Izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho, / Mitahy: Miaro antstka la. iandava Andriamanitra, ? Misakana tsy ho voa: Miaro ny uoa vao nafafy amin'ny hainandro ireto ampanga ireto, ? Mandrara: Miaro ny saha. ny tsy hihazana izy, 1 Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel