Dikan'ny teny : miasa

Hampiditra dikany vaovao
1 Jer. [asa], manao asa, mamelon-tena, mitady vola Ahitsio
2 (asa) mt, s, na mt, P. (miasd): Manao raharaha, misy zavatra atao: Ao ue i da_ danao, ry Ikoto? ?Ao ihany izy fa miasa, / Manao dia manao, milofo: Tokony ho faly tanao fa miasa tsara ny zanakao, / Misy vokany: Mi. asa ny fanafody, - F,-p,: Miasa dia: mandeha mivezivezy mandroso sy miverina amin'ny toerana Iray. /Miasa tan y: mitrongy sy mamadika ny tany amin'ny angady na angadinomby mba handray ny zavatra ambolena, / Miasa tena: miasa tsy mana-mpiasa na mpanampy; enti-milaza koa ireo masinina ampandehanin'ny vfmiaina, rivotra, rano na entons... / Miasa voua: miteny be dia be fa tsy arahin'asa: Mandraisa angady fa aza miasa vava eo ry leroa a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel