Dikan'ny teny : miatatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (atatra) mt, s,: Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dia lasa natory, 1 Tora-na (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy Lay. / Niatatry ny alahelo lzy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy, 1 Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan'ny vato ilay voronkely dia niatatra ter9, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel