Dikan'ny teny : miato
Hampiditra dikany hafa
(ato) mt, e, (miatoa): Mijanona kely eo antenatenan'ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita ilay vakiteny. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha