Dikan'ny teny : miavona
Hampiditra dikany hafa
(avona) mt, s. (miavdna): Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona. - Miavom-bava: mampiseho avona amin'ny fiteny, amin'ny teny avoakan'ny vava, ? M.h.: Midaondaombava, mangeto-bava, be taimbava, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra
Midira aloha