Dikan'ny teny : mibabababa

Hampiditra dikany hafa
(babababa) mt,s, (mibabababd): Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa i Koto tamin'ny nanindroman'ny do. kotera azy, / Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian'ny tontakely ny tranom-barony, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076