Dikan'ny teny : mibadabada

Hampiditra dikany vaovao
1 (badabada) mt, s,: Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny ma taona. 1 Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa mitent', Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel