Dikan'ny teny : mibahana

(bahana) mt, s. (mibandna): Misabaka na maka toerana lehibe eo amin'ny toerana fandalovana ka manakana ny hafa tsy handeha: Mibandna eo ianao mba hi. sakana ireto ondry ireto, / Misy taolana mibahana amin' ny tendako ato, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0155