Dikan'ny teny : mibaiko

Hampiditra dikany vaovao
1 (baiko) mt s. (mibaikoa): Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba? 1 Manao famantarana amin'ny moana na amin'ny biby ka azon'izy ireo izay tiana holazaina amin'izany famanta. rana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra iahy io Rangahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel