Dikan'ny teny : mibanjina

Hampiditra dikany vaovao
1 (banjina) mt, p, (mibanjina): Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel