Dikan'ny teny : mibaradaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (baradaka) mt,s,: Mitent' tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan'ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin'ny fanadinana ka nibaradaka be ihany, 1 Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin'ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel