Dikan'ny teny : mibarara

Hampiditra dikany vaovao
1 (barara) mt, s,: Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan'ny mpamototra, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel