Dikan'ny teny : mibetroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (mt, s, (mibetroha): Mibontsina,l Manao endrika vinitra sady toy ny hamono: Nibetroka ny mpamptianatra dia nitomany i Solo kely, 1 Enti-milaza tarehy na Bteny feno halozana toa vonon-kamely: Tarehy mibetroka no hitako raha vao niditra ka tsy sahy nangata-dalana indray aho, - F,-p,: Mamaky betroka: 1) manao izay hahafolaka ny avonavon'ny olona iray, 2) Mampangaihay, mahakepoka. / Vaky betroka: Kepoka, izany hoe vaky ny lainga na-tao na hita ny zavatra nafenina ka mangaihay, mangasihasy foana eo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel