Dikan'ny teny : mibilaotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (bilaotra) mt, s,: Misobilaka ka tsy mandeha amin'ny mahitsy tokony halehany. ? M.h.: Miviona, mibirioka mivaona, mihodivitra, mibi. soka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel