Dikan'ny teny : mibirioka

Hampiditra dikany vaovao
1 (birioka) mt, s,: Mivily any amin'ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany. / Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin'ny politika, ? M. h : Mivily, mmivaona, miviona, mibisiokamanindao sidina, 1 Mando sitra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetih? io zazalahy io, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel