Dikan'ny teny : mibitaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (bitaka) mt, s, (mibttaha): Mitsinjaka noho ny hafaliana; mampiseho ny hafaliana amin'ny fihetsehana ety ivelany, toy ny dihy, ho-fa tanna: Nibitaka i Fara fa afaka tamin'ny fanadina_ na, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel