Dikan'ny teny : mibitsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (bitsika) mt, s, (mibitsiha): Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon'ny hafa, ? M,h,: Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? ? Pa no nambitsika anao iza. ny? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel