Dikan'ny teny : mibolisatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (bolisatra) mt. s, (mibolisara): Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongo_ tro ka lavo aho, ? M,h,: Misolafaka, mikorotsaka, miporotsaka, mikorisa, manao ankororosy, mibolaly, mibolila, mibolasitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel